# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola mitohy amin'ny fampifandraisana ny tantara ny anton'ny fitsran'i Yaveh ny Israely. # nanaisotra ny Israely ... Izy Ny hoe "nanaisotra" dia sarinteny ilazana ny fanalĂ  an-kerisetra. DH: "Nanala ny vahoakan'Israely i Yaveh" # tamin'ny fitohizan-taranak'i Davida "tamin'ny fitsipik'ireo taranak'i Davida" (UDB) # Nitarika ny Israely hiala tamin'ny fanarahana an'i Yaveh "Nampivily ny Israely hiala tamin'ny fanarahana an'i Yaveh" # tsy niala tamin'ireny izy ireo "Tsy nijanona nanota ireo Israelita" na "tsy nandao ny fahotany izy ireo (UDB) # ka nesorin'i Yaveh teo imasony ny Israely Ny hoe "imasony" dia sarinteny ilazana ny fisarihana ny sain'i Yaveh sy ny fiahiany. DH: "ka nesorin'i Yaveh teo imasony sy teo amin'ny fiahiany ny vahoakan'Israely"