16 lines
873 B
Markdown
16 lines
873 B
Markdown
# moa tsy efa voasoratra ao anatin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda ve izany?
|
|
|
|
Nampiasaina izany fanontaniana izany mba ho fampahafantarana na ho fampahatsiahivana ny mpamaky fa ato anatin'ity boky iray hafa ity ny andinindininy mikasika an'i Jotama. Jereo ao amin'ny 8:22 ny fomba nandikanao izany. DH: "voasoratra ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda avokoa izany."
|
|
|
|
# Nodimandry ... niaraka tamin'ireo razany i Ahaza
|
|
|
|
Ny hoe "nodimandry" dia ilazana ny fahafatesana. DH: "Maty toy ireo razany i Ahaza" na "tahaka ireo razany, dia maty ihany koa i Ahaza"
|
|
|
|
# sy nalevina niaraka tamin'ireo razany
|
|
|
|
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "sy nalevin'ny vahoaka niaraka tamin'ireo razany izy"
|
|
|
|
# Lasa mpanjaka nandimby azy
|
|
|
|
Ny andian-teny hoe "nandimby azy" dia sarinteny izay midika hoe "nisolo ny toerany." DH: "Lasa mpanjaka nisolo ny toerany"
|