plt_tn/2ki/16/19.md

873 B

moa tsy efa voasoratra ao anatin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda ve izany?

Nampiasaina izany fanontaniana izany mba ho fampahafantarana na ho fampahatsiahivana ny mpamaky fa ato anatin'ity boky iray hafa ity ny andinindininy mikasika an'i Jotama. Jereo ao amin'ny 8:22 ny fomba nandikanao izany. DH: "voasoratra ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda avokoa izany."

Nodimandry ... niaraka tamin'ireo razany i Ahaza

Ny hoe "nodimandry" dia ilazana ny fahafatesana. DH: "Maty toy ireo razany i Ahaza" na "tahaka ireo razany, dia maty ihany koa i Ahaza"

sy nalevina niaraka tamin'ireo razany

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "sy nalevin'ny vahoaka niaraka tamin'ireo razany izy"

Lasa mpanjaka nandimby azy

Ny andian-teny hoe "nandimby azy" dia sarinteny izay midika hoe "nisolo ny toerany." DH: "Lasa mpanjaka nisolo ny toerany"