plt_tn/2ki/15/25.md

28 lines
741 B
Markdown

# Peka ... Remalia
Anaran-dehilahy avokoa ireo.
# nikononkonona hanohitra azy
"nikasa hamono an-tsokosoka an'i Pekahia"
# dimampolo lahy (dimampolo lahini Gileada)
"50 lahy"
# Argoba ary Aria
Anaran-dehilahy avokoa ireo.
# amin'ny trano mimandan'ny lapan'ny mpanjaka
"faritra voaaro mafin'ny lapa" na "toerana azo antoka ao an-dapan'ny mpanjaka"
# lasa mpanjaka nandimby ny toerany
Ny andian-teny hoe "nandimby ny toerany" dia sarinteny izay midika hoe "teo amin'ny toerany." DH: "lasa mpanjaka teo amin'ny toeran'i Pekahia"
# voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely izany
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "azonao atao ny mamaky mikasika ireo ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely"