# Peka ... Remalia Anaran-dehilahy avokoa ireo. # nikononkonona hanohitra azy "nikasa hamono an-tsokosoka an'i Pekahia" # dimampolo lahy (dimampolo lahini Gileada) "50 lahy" # Argoba ary Aria Anaran-dehilahy avokoa ireo. # amin'ny trano mimandan'ny lapan'ny mpanjaka "faritra voaaro mafin'ny lapa" na "toerana azo antoka ao an-dapan'ny mpanjaka" # lasa mpanjaka nandimby ny toerany Ny andian-teny hoe "nandimby ny toerany" dia sarinteny izay midika hoe "teo amin'ny toerany." DH: "lasa mpanjaka teo amin'ny toeran'i Pekahia" # voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely izany Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "azonao atao ny mamaky mikasika ireo ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely"