plt_tn/2ki/15/15.md

573 B

ny fikononkononana narafiny

Ny teny hoe "fikononkononana" dia azo soloina ny matoanteny hoe "mikasa." Azo azavaina ny tena hevitry ny teny hoe "fikononkononana." DH: "ny fomba nikasany hamonoana an'i Zakaria mpanjaka" na "ny fomba namonoana an'i Zakaria mpanjaka"

voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely izany

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "azonao atao ny mamaky izany ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely"

Tifsa

Izany dia anaran-tanàna. Ny dikan-eny sasany manao hoe "Tapoa," izay anaran-tanàna hafa mihitsy.