# ny fikononkononana narafiny Ny teny hoe "fikononkononana" dia azo soloina ny matoanteny hoe "mikasa." Azo azavaina ny tena hevitry ny teny hoe "fikononkononana." DH: "ny fomba nikasany hamonoana an'i Zakaria mpanjaka" na "ny fomba namonoana an'i Zakaria mpanjaka" # voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely izany Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "azonao atao ny mamaky izany ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely" # Tifsa Izany dia anaran-tanàna. Ny dikan-eny sasany manao hoe "Tapoa," izay anaran-tanàna hafa mihitsy.