plt_tn/2ki/14/28.md

583 B

moa tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely ve izany?

Napetraka izany fanontaniana izany mba ho fampahatsiahivana ny mpamaky fa voarakitra an-tsoratra ao anaty boky iray hafa avokoa ireo asan'i Joahaza ireo. Jereo ao amin'ny 1:17 ny fomba nandikanao izany. DH: "voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda avokoa izany."

Nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny i Jeroboama

Izany ny fomba mihaja ilazana fa maty izy ary nalevina. DH: "Maty i Jeroboama, ary nalevina tany amin'izay nandevenana ireo mpanjakan'Israely hafa" (UDB)