32 lines
1.0 KiB
Markdown
32 lines
1.0 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Izao no nitranga taorian'ny nahafatesan'i Amazia mpanjaka.
|
|
|
|
# Nentin'izy ireo niverina tamin'ny soavaly izy
|
|
|
|
"Nentin'izy ireo niverina tamin'ny soavaly ny nofo mangatsiakan'i Amazia"
|
|
|
|
# Naka an'i Azaria, izay enina ambin'ny folo taona ny vahoakan'i Joda rehetra, ary nanao azy ho mpanjaka teo amin'ny toeran'i Amazia rainy
|
|
|
|
Izany dia fanaovana bango tokana fotsiny ihany. Nisy tamin'ireo olona no tsy naniry azy ho mpanjaka. DH: "Naka an'i Azaria izay vao 16 taona ny vahoakan'i Joda ary nanao azy ho mpanjaka nisolo an'i Amazia, rainy"
|
|
|
|
# Azaria no nanorina indray an'i Elota
|
|
|
|
Tsy i Azaria irery akory no nanao izany. DH: "Azaria no nandidy y hanorenana indray an'i Elota" na "Azaria no nanara-maso ny fanorenana indray an'i Elota"
|
|
|
|
# Azaria
|
|
|
|
Fantatra kokoa amin'y anarana hoe "Ozia" izany mpanjaka izany ankehitriny.
|
|
|
|
# Elota
|
|
|
|
tanàna iray any Joda izany.
|
|
|
|
# namerina izany tao Joda
|
|
|
|
"namerina indray izany tao Joda"
|
|
|
|
# nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny
|
|
|
|
Izany dia fomba mihaja ilazana fa maty izy.
|