plt_tn/2ki/14/20.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Izao no nitranga taorian'ny nahafatesan'i Amazia mpanjaka.

Nentin'izy ireo niverina tamin'ny soavaly izy

"Nentin'izy ireo niverina tamin'ny soavaly ny nofo mangatsiakan'i Amazia"

Naka an'i Azaria, izay enina ambin'ny folo taona ny vahoakan'i Joda rehetra, ary nanao azy ho mpanjaka teo amin'ny toeran'i Amazia rainy

Izany dia fanaovana bango tokana fotsiny ihany. Nisy tamin'ireo olona no tsy naniry azy ho mpanjaka. DH: "Naka an'i Azaria izay vao 16 taona ny vahoakan'i Joda ary nanao azy ho mpanjaka nisolo an'i Amazia, rainy"

Azaria no nanorina indray an'i Elota

Tsy i Azaria irery akory no nanao izany. DH: "Azaria no nandidy y hanorenana indray an'i Elota" na "Azaria no nanara-maso ny fanorenana indray an'i Elota"

Azaria

Fantatra kokoa amin'y anarana hoe "Ozia" izany mpanjaka izany ankehitriny.

Elota

tanàna iray any Joda izany.

namerina izany tao Joda

"namerina indray izany tao Joda"

nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny

Izany dia fomba mihaja ilazana fa maty izy.