plt_tn/2ki/14/01.md

1012 B

Tamin'ny faharoa taona naha-mpanjaka an'i Joasy zanaka lahin'i Joahaza

"Rehefa nanjaka tao Israely andritra ny roa taona teo ho eo i Joasy zanaka lahin'i Joahaza"

nanomboka nanjaka i Amazia zanak'i Joasy, mpanjakan'i Joda

"lasa mpanjakan'i Joda i Amazia zanaka lahin'i Joasy"

Dimy amby roapolo taona izy no nanomboka nanjaka

"25 taona izy no nanomboka nanjaka"

nanjaka sivy amby roapolo taona tao Jerosalema izy

"nanjaka 29 taona tao Jerosalema izy"

Joadana

Anaram-behivavy izany.

nanao izay marina teo imason'i Yaveh izy, nefa tsy tahaka an'i Davida rainy

Eto ny hoe "imason'i Yaveh" dia ilazana izay hitany, ary ny hoe "hitany" dia ilazana ny fomba fitsaràny. DH: "nanao zavatra maro nahafinaritra an'i Yaveh i Amazia, saingy maro toy ireo zavatra nataon'i Davida izay nahafinaritra an'i Yaveh izany"

Nanao ny zavatra rehetra izay nataon'i Joasy, rainy izy.

Nankatò an'i Yaveh sy nanao zavatra tsara i Joasy. Azo azavaina izany. DH: "Nanao zavatra tsara tahakan'i Joasy rainy izy"