28 lines
1012 B
Markdown
28 lines
1012 B
Markdown
|
# Tamin'ny faharoa taona naha-mpanjaka an'i Joasy zanaka lahin'i Joahaza
|
||
|
|
||
|
"Rehefa nanjaka tao Israely andritra ny roa taona teo ho eo i Joasy zanaka lahin'i Joahaza"
|
||
|
|
||
|
# nanomboka nanjaka i Amazia zanak'i Joasy, mpanjakan'i Joda
|
||
|
|
||
|
"lasa mpanjakan'i Joda i Amazia zanaka lahin'i Joasy"
|
||
|
|
||
|
# Dimy amby roapolo taona izy no nanomboka nanjaka
|
||
|
|
||
|
"25 taona izy no nanomboka nanjaka"
|
||
|
|
||
|
# nanjaka sivy amby roapolo taona tao Jerosalema izy
|
||
|
|
||
|
"nanjaka 29 taona tao Jerosalema izy"
|
||
|
|
||
|
# Joadana
|
||
|
|
||
|
Anaram-behivavy izany.
|
||
|
|
||
|
# nanao izay marina teo imason'i Yaveh izy, nefa tsy tahaka an'i Davida rainy
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "imason'i Yaveh" dia ilazana izay hitany, ary ny hoe "hitany" dia ilazana ny fomba fitsaràny. DH: "nanao zavatra maro nahafinaritra an'i Yaveh i Amazia, saingy maro toy ireo zavatra nataon'i Davida izay nahafinaritra an'i Yaveh izany"
|
||
|
|
||
|
# Nanao ny zavatra rehetra izay nataon'i Joasy, rainy izy.
|
||
|
|
||
|
Nankatò an'i Yaveh sy nanao zavatra tsara i Joasy. Azo azavaina izany. DH: "Nanao zavatra tsara tahakan'i Joasy rainy izy"
|