plt_tn/2ki/12/15.md

804 B

tsy nangataka ilay vola nomena hanaovana fanamboarana mba ho isain'ireo lehilahy izay nandray izany izy ireo ary nanome izany ho an'ireo mpiasa

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "tsy nangataka tamin'ireo lehilahy izay nandray ny vola izy ireo ary nanakarama ireo mpiasa ho an'ny fanamboarana mba hanisa ny vola"

ho isain'ireo lehilahy

ho raiketin'ireo lehilahy an-tsoratra ny sandam-bola niditra sy nivoaka

ny vola ho an'ny fanatitra nohon'ny eloka sy ny fanatitra nohon'ny ota dia tsy nentina tao an-tempolin'i Yaveh

Midiaka izany fa tsy nampiasaina tamin'ny fanamboarana ny tempory izany. Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "tsy nampiasa ireo vola avy tamin'ny fanatitra nohon'ny eloka sy ny fanatitra nohon'ny ota izy ireo mba handoavana ny fanamboarana ny tempolin'i Yaveh"