plt_tn/2ki/12/15.md

12 lines
804 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tsy nangataka ilay vola nomena hanaovana fanamboarana mba ho isain'ireo lehilahy izay nandray izany izy ireo ary nanome izany ho an'ireo mpiasa
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "tsy nangataka tamin'ireo lehilahy izay nandray ny vola izy ireo ary nanakarama ireo mpiasa ho an'ny fanamboarana mba hanisa ny vola"
# ho isain'ireo lehilahy
ho raiketin'ireo lehilahy an-tsoratra ny sandam-bola niditra sy nivoaka
# ny vola ho an'ny fanatitra nohon'ny eloka sy ny fanatitra nohon'ny ota dia tsy nentina tao an-tempolin'i Yaveh
Midiaka izany fa tsy nampiasaina tamin'ny fanamboarana ny tempory izany. Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "tsy nampiasa ireo vola avy tamin'ny fanatitra nohon'ny eloka sy ny fanatitra nohon'ny ota izy ireo mba handoavana ny fanamboarana ny tempolin'i Yaveh"