plt_tn/2ki/12/13.md

8 lines
275 B
Markdown

# tsy nanomezana hividiana
"tsy nolaniana hividianana"
# lovia volafotsy, antsy, koveta, trompetra, na fanaka volafotsy na volamena
Fitaovana fampiasan'ny mpisorona ho an'ny karazana raharaha ao an-tempoly avokoa ireo, ohatra amin'izany ny fisoronana sy ny firavoravoana.