# tsy nanomezana hividiana "tsy nolaniana hividianana" # lovia volafotsy, antsy, koveta, trompetra, na fanaka volafotsy na volamena Fitaovana fampiasan'ny mpisorona ho an'ny karazana raharaha ao an-tempoly avokoa ireo, ohatra amin'izany ny fisoronana sy ny firavoravoana.