plt_tn/2ki/10/06.md

36 lines
1.1 KiB
Markdown

# fanindroany
laharana faha 2 ao amin'ny fanisana
# Raha miandany amiko ianareo
Ny hoe "miandany amin'ny olona iray" dia midika hoe momba sy manohana azy. DH: "momba ahy"
# mihaino
"mihaino sy mankatò"
# ny feoko
Eto ny hoe "feo" dia ilazana izay ambaran'i Jeho. DH: "izay lazaiko"
# tsy maintsy tapahinareo ny lohan'ireo ... ary mankanesa aty amiko
Izany dia midika fa hitondra ny lohan'ireo taranak'i Ahaba izy ireo ary hampiseho ireo amin'i Jeho. DH: "tsy maintsy tapahinareo ny lihan'ireo ... ary ento aty amiko ireo"
# tsy maintsy tapahinareo ny lohan'ireo lehilahy taranaky ny tomponareo
Izany dia ilazana famonoana azy ireo sy ny fanalana ny lohan'izy ireo. DH: "tsy maintsy vonoinareo ireo taranaky ny tomponareo ary tapaho ny lohan'izy ireo"
# miisa fitopolo ... olona fitpolo
miisa 70 ... olona 70
# izay nitaiza azy ireo
Izany dia midika fa izy ireo no nanara-maso sy nanabe azy ireo. DH: "izay nanabe azy ireo" na "izay nanara-naso azy ireo"
# ary nalefany tany amin'i Jeho tany Jezirela ireo
Izany dia midika fa naniraka olona hanatitra ireo sobika tany amin'i Jeho izy ireo. DH: "ary nirahiny ny olona mba hitondra ireo tany amin'i Jeho"