plt_tn/2ki/10/06.md

1.1 KiB

fanindroany

laharana faha 2 ao amin'ny fanisana

Raha miandany amiko ianareo

Ny hoe "miandany amin'ny olona iray" dia midika hoe momba sy manohana azy. DH: "momba ahy"

mihaino

"mihaino sy mankatò"

ny feoko

Eto ny hoe "feo" dia ilazana izay ambaran'i Jeho. DH: "izay lazaiko"

tsy maintsy tapahinareo ny lohan'ireo ... ary mankanesa aty amiko

Izany dia midika fa hitondra ny lohan'ireo taranak'i Ahaba izy ireo ary hampiseho ireo amin'i Jeho. DH: "tsy maintsy tapahinareo ny lihan'ireo ... ary ento aty amiko ireo"

tsy maintsy tapahinareo ny lohan'ireo lehilahy taranaky ny tomponareo

Izany dia ilazana famonoana azy ireo sy ny fanalana ny lohan'izy ireo. DH: "tsy maintsy vonoinareo ireo taranaky ny tomponareo ary tapaho ny lohan'izy ireo"

miisa fitopolo ... olona fitpolo

miisa 70 ... olona 70

izay nitaiza azy ireo

Izany dia midika fa izy ireo no nanara-maso sy nanabe azy ireo. DH: "izay nanabe azy ireo" na "izay nanara-naso azy ireo"

ary nalefany tany amin'i Jeho tany Jezirela ireo

Izany dia midika fa naniraka olona hanatitra ireo sobika tany amin'i Jeho izy ireo. DH: "ary nirahiny ny olona mba hitondra ireo tany amin'i Jeho"