plt_tn/2ki/09/09.md

20 lines
794 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola nanohy niresaka ireo tenin'i Yaveh tamin'i Jeho ilay tovolahy mpaminany izay notendren'i Jeho ho mpanjakan'Israely.
# Ho ataoko tahaka ... ny ankohonan'i Ahaba.
Izany dia midika fa handrava an'i Ahaba sy ny fianakaviany tahaka ny nandravany an'i Jeroboama sy Basa ary ireo fianakaviany Andriamanitra. DH: "Ho fongoriko tahaka ... ny ankohonan'i Ahaba"
# ny ankohonan'i
Ao anatin'ity andininy ity dia miverina intelo izany andian-teny izany. Ary samy ilazana ny fianakavian'ny olona voatonona aokoa izany. DH: "ny fianakaian'i"
# Nebata ... Ahia
Anaran-dehilahy ireo. Adikao araka ny fomba nandikanao azy ao amin'ny 3:1 ny anarana hoe "Nebata"
# Ireo amboa no hihinana an'i Jezebela
Izany dia midika fa hohanin'ny amboa ny fatin'i Jezebela.