plt_tn/2ki/09/09.md

794 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola nanohy niresaka ireo tenin'i Yaveh tamin'i Jeho ilay tovolahy mpaminany izay notendren'i Jeho ho mpanjakan'Israely.

Ho ataoko tahaka ... ny ankohonan'i Ahaba.

Izany dia midika fa handrava an'i Ahaba sy ny fianakaviany tahaka ny nandravany an'i Jeroboama sy Basa ary ireo fianakaviany Andriamanitra. DH: "Ho fongoriko tahaka ... ny ankohonan'i Ahaba"

ny ankohonan'i

Ao anatin'ity andininy ity dia miverina intelo izany andian-teny izany. Ary samy ilazana ny fianakavian'ny olona voatonona aokoa izany. DH: "ny fianakaian'i"

Nebata ... Ahia

Anaran-dehilahy ireo. Adikao araka ny fomba nandikanao azy ao amin'ny 3:1 ny anarana hoe "Nebata"

Ireo amboa no hihinana an'i Jezebela

Izany dia midika fa hohanin'ny amboa ny fatin'i Jezebela.