plt_tn/2ki/08/10.md

32 lines
1.2 KiB
Markdown

# mandra-pahamenatra azy
"mandra-paha tsy nahazo aina an'i Hazaela"
# ry tompoko
Izany no niantsoan'i Hazaela an'i Elisa mba ho fanomezam-boninahitra azy.
# Satria fantatro
Efa nasehon'Andriamanitra tamin'i Elisa izay hiseho amin'ny hoavy.
# izay hataonao
Ny teny hoe "ianao" dia manondro an'i Hazaela, ary manondro azy sy ireo miaramila izay eo ambany fifehezany amin'ny maha-mpanjaka azy. DH: "izay hampiarinao" na "handidianao ireo miaramilanao"
# Handoro ... ianao, ary hamono
Ny teny hoe "ianao" dia manondro an'i Hazaela, kanefa eto izany dia manondro ireo miaramilany fa tsy manondro an'i Hazaela manokana akory. DH: "Handoro ... ianareo miaramila, ary hamono"
# hamono ny tovolahin'izy ireo amin'ny sabatra
Midika izany fa ho vonoina any an'ady ireo lehilahy.Ny sabatra no tena fitaovam-piadiana fampiasa tany an'ady. DH: "hamono ireo tovolahin'izy ireo any an'ady.
# handrasarasa ny zanaka madinik'izy ireo
"hamotipotika ireo ankizy madinik'izy ireo." Fanoritsoritana amin'ny fomba mahatsiravina ny famonoan'ireo miaramila ireo ankizy izany.
# hanataka ny vehivavy bevohoka ao amin'izy ireo
Izany dia midika hoe mandriatra ny kibon'izy ireo. DH: "handriatra ny kibon'ireo vehivavy bevohoka amin'ny sabatra