20 lines
1.2 KiB
Markdown
20 lines
1.2 KiB
Markdown
# Tsy niaraka taminao ve ny fanahiko rehefa nihodina tamin'ny kalesiny mba hitsena anao ilay lehilahy?
|
|
|
|
Nampiasa izany fanontaniana fampisainana izany i Elisa mba hanehoany fa namela azy ahita izay nataon'i Gehazy i Yaveh. Azo atao fehezanteny tsotra izany. DH: "Tokony fantatrao fa nahita anao ny fanahiko rehefa nanajanona ny kelisiny mba hiresaka aminao izy."
|
|
|
|
# Fotoana fandraisana vola sy akanjo ... mpanompo lahy sy vavy ve izao?
|
|
|
|
Nampiasa izany fanontaniana fampisainana izany Elisa mba hanehoany fa tsy fotoanan'ny fanomezana izao. Azo atao fehezanteny tsotra izany. DH: "Tsy fotoana fanekena vola izao ... mpanompo lahy sy vavy"
|
|
|
|
# ho aminao sy ny taranakao mandrakizay ny habokan'i Namàna
|
|
|
|
Toy ny hoe nesorina tamin'i Namàna ny habokany ary nafindra tamin'i Gehazy sy ny taranany. DH: "ho boka tahakan'i Namàna ianao sy ny taranakao"
|
|
|
|
# Koa niala tamin'ny fanatrehany i Gehazy
|
|
|
|
Ny teny hoe "fanatrehany" dia ilazana ny toerana izay nahitany an'i Elisa. Izany dia midika fa nandao ny efitrano izay nisy an'i Elisa izy. DH: "Rehefa nandao ny efitrano Gehazy, dia lasa boka izy"
|
|
|
|
# boka fotsy tahaka ny oram-panala
|
|
|
|
Mihafotsy ny hoditra rehefa voan'ny habokana. Eto ny habokan'ny hoditr'i Gehazy dia ampitahaina amin'ny lokon'ny oram-panala"
|