plt_tn/2ki/04/07.md

8 lines
359 B
Markdown

# ilay lehilahin'Andriamanitra
Elia no tiana lazaina amin'izany. DH: "Elia, ilay lehilahin'Andriamanitra"
# hivelomy miaraka amin'ireo zanakao lahy ny ambiny
Midika izany hoe ampiasaina ny vola mba hividianana izay ilain'izy ireo, toy ny sakafo sy akanjo. DH: "ampiasao ary ividiano izay ilainao ho an'ny fivelomanao sy ireo zanakao lahy ny ambin'ny vola"