# ilay lehilahin'Andriamanitra Elia no tiana lazaina amin'izany. DH: "Elia, ilay lehilahin'Andriamanitra" # hivelomy miaraka amin'ireo zanakao lahy ny ambiny Midika izany hoe ampiasaina ny vola mba hividianana izay ilain'izy ireo, toy ny sakafo sy akanjo. DH: "ampiasao ary ividiano izay ilainao ho an'ny fivelomanao sy ireo zanakao lahy ny ambin'ny vola"