plt_tn/2ki/01/11.md

807 B

miaramila dimampolo

"miaramila 50"

Raha lehilahin'Andriamanitra aho, aoka hilatsaka avy eny amin'ny lanitra ny afo

Lehilahin'Andriamanitra no niantsoan'ilay kapiteny an'i Elia, nefa tsy nampiseho fanajana an'i Elia akory ilay kapiteny sy ilay mpanjaka. Niteny izany i Elia mba hilatsahan'ny afo avy eny amin'ny lanitra, ary izany dia hanaporofo fa lehilahin'Andriamanitra tokoa i Elia ka mendrika ny fanajan'izy ireo. Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 1:9 izany fehezanteny izany. DH: "Satria lehilahin'Andriamanitra aho, dia aoka hilatsaka avy eny amin'ny lanitra ny afo" na "Raha lehilahin'Andriamanitra araka ny nolazainao aho, dia aoka hilatsaka avy eny amin'ny lanitra ny afo"

afon'Andriamanitra

Izany dia midika fa avy amin'Andriamanitra ilay afo. DH: "afo avy amin'Andriamanitra"