12 lines
807 B
Markdown
12 lines
807 B
Markdown
|
# miaramila dimampolo
|
||
|
|
||
|
"miaramila 50"
|
||
|
|
||
|
# Raha lehilahin'Andriamanitra aho, aoka hilatsaka avy eny amin'ny lanitra ny afo
|
||
|
|
||
|
Lehilahin'Andriamanitra no niantsoan'ilay kapiteny an'i Elia, nefa tsy nampiseho fanajana an'i Elia akory ilay kapiteny sy ilay mpanjaka. Niteny izany i Elia mba hilatsahan'ny afo avy eny amin'ny lanitra, ary izany dia hanaporofo fa lehilahin'Andriamanitra tokoa i Elia ka mendrika ny fanajan'izy ireo. Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 1:9 izany fehezanteny izany. DH: "Satria lehilahin'Andriamanitra aho, dia aoka hilatsaka avy eny amin'ny lanitra ny afo" na "Raha lehilahin'Andriamanitra araka ny nolazainao aho, dia aoka hilatsaka avy eny amin'ny lanitra ny afo"
|
||
|
|
||
|
# afon'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Izany dia midika fa avy amin'Andriamanitra ilay afo. DH: "afo avy amin'Andriamanitra"
|