plt_tn/2co/12/01.md

1.2 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Amin'ny fiarovana ny maha-apostoly azy avy amin'Andriamanitra, i Paoly dia manohy ny filazany zavatra voafaritra izay niseho taminy hatramin'ny naha mpino azy izy.

izaho dia hanohy

"hiteny hatrany aho, fa ankehitriny"

fahitana sy ireo fanambarana avy amin'ny Tompo

Ireo mety ho dikany 1) I Paoly dia mampiasa ny teny hoe "fahitana" sy "fanambarana" mba hilazana teny amin'ny zavatra mitovy. DH: "Ireo zavatra izay navelan'Andriamanitra ho hitako irery ihany" na 2) i Paoly dia miresaka zavatra roa samihafa. DH: "ireo zava-miafina izay navelan'Andriamanitra ho hitako amin'ny masoko sy ireo zava-miafina izay nolazainy tamiko"

Mahafantatra lehilahy ao amin'i Kristy aho

I Paoly dia miresaka ny amin'ny tenany toy ny hoe miresaka olon-kafa, kanefa izany dia afaka adika ara-bakiteny raha azo atao.

na ao amin'ny tena na ivelan'ny tena, izaho tsy mahafantatra

I Paoly manamaritra ny tenany hoe niseho tamin'ny olona hafa izay niseho taminy. "Tsy mahafantatra aho raha izany lehilahy izany dia tamin'ny vatan'olombelona na tamin'ny ara-panahiny"

ny lanitra faha telo.

Izany dia maneho ny fonenan'Andriamanitra fa tsy ny lanitra na toerana hafa.(ny tany, kintana, na izao tontolo izao).