# Fampifandraisana ny foto-kevitra Amin'ny fiarovana ny maha-apostoly azy avy amin'Andriamanitra, i Paoly dia manohy ny filazany zavatra voafaritra izay niseho taminy hatramin'ny naha mpino azy izy. # izaho dia hanohy "hiteny hatrany aho, fa ankehitriny" # fahitana sy ireo fanambarana avy amin'ny Tompo Ireo mety ho dikany 1) I Paoly dia mampiasa ny teny hoe "fahitana" sy "fanambarana" mba hilazana teny amin'ny zavatra mitovy. DH: "Ireo zavatra izay navelan'Andriamanitra ho hitako irery ihany" na 2) i Paoly dia miresaka zavatra roa samihafa. DH: "ireo zava-miafina izay navelan'Andriamanitra ho hitako amin'ny masoko sy ireo zava-miafina izay nolazainy tamiko" # Mahafantatra lehilahy ao amin'i Kristy aho I Paoly dia miresaka ny amin'ny tenany toy ny hoe miresaka olon-kafa, kanefa izany dia afaka adika ara-bakiteny raha azo atao. # na ao amin'ny tena na ivelan'ny tena, izaho tsy mahafantatra I Paoly manamaritra ny tenany hoe niseho tamin'ny olona hafa izay niseho taminy. "Tsy mahafantatra aho raha izany lehilahy izany dia tamin'ny vatan'olombelona na tamin'ny ara-panahiny" # ny lanitra faha telo. Izany dia maneho ny fonenan'Andriamanitra fa tsy ny lanitra na toerana hafa.(ny tany, kintana, na izao tontolo izao).