plt_tn/2co/11/12.md

913 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Eo am-panohizana ny fanamafisana ny maha-apostoly azy, dia milaza ny momban'ireo apostoly sandoka izy.

mba mety ahafahako manala ny fitarainana

Resahin'i Paoly toy ny hoe zavatra azony esorina ny filazan-diso izay ambaran'ireo fahaalony. DH: "mba hahafahako manao izany ho tsy azo atao"

izay tian'izy ireo hireharehana

Raha mirehareha i Paoly fa "mitory ny filazantsara maimaim-poana" (11:7), ireo fahavalony kosa dia mirehareha fa afaka niresaka tsara izy ireo (11:5).

fa izy ireo dia hita manao asa mitovy amin'izay ataonay

Azo adika hoe DH: "hihevitra ny olona fa mitovy amintsika izy ireo"

Fa ny olona tahaka izany

"manao izany aho satria ny olona tahaka azy ireo"

mpiasa mamitaka

"Mpiasa tsy marina"

Izy ireo dia manao sarintsarin'ny tenany tahaka ny apostoly

"tsy apostoly, fa izy ireo dia miezaka manao ny tenan'izy ireo ho toy ny apostoly"