# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Eo am-panohizana ny fanamafisana ny maha-apostoly azy, dia milaza ny momban'ireo apostoly sandoka izy. # mba mety ahafahako manala ny fitarainana Resahin'i Paoly toy ny hoe zavatra azony esorina ny filazan-diso izay ambaran'ireo fahaalony. DH: "mba hahafahako manao izany ho tsy azo atao" # izay tian'izy ireo hireharehana Raha mirehareha i Paoly fa "mitory ny filazantsara maimaim-poana" (11:7), ireo fahavalony kosa dia mirehareha fa afaka niresaka tsara izy ireo (11:5). # fa izy ireo dia hita manao asa mitovy amin'izay ataonay Azo adika hoe DH: "hihevitra ny olona fa mitovy amintsika izy ireo" # Fa ny olona tahaka izany "manao izany aho satria ny olona tahaka azy ireo" # mpiasa mamitaka "Mpiasa tsy marina" # Izy ireo dia manao sarintsarin'ny tenany tahaka ny apostoly "tsy apostoly, fa izy ireo dia miezaka manao ny tenan'izy ireo ho toy ny apostoly"