plt_tn/2co/03/09.md

1.4 KiB

ny asan'ny fanamelohana

"ny asan'ny fanamelohana." Maneho ny lalan'ny Testamenta taloha izany. DH: "ny asa izay manameloka ny olona satria mifototra ao amin'ny lalana"

dia ho toy ny ahoana fitomboan'ny voninahitry ny asan'ny fahamarinana!

DH: "koa ny asan'ny fahamarinana dia tsy maintsy ho be voninahitra kokoa!"

ny fitomboan'ny voninahitry ny asan'ny ny fahamarinana!

Resahin'i Paoly toy ny hoe zavatra afaka mamokatra na manamaro zavatra hafa ny "asan'ny fahamarinana." Ny tiany ho lazaina dia hoe: "nyasan'ny fahamarinana" dia be voninahitra lavitra noho ny lalana, izay manana voninahitra ihany koa."

ny asa'ny ny fahamarinana

"Ny asa fanompoan'ny fahamarinana". Izany dia maneho ny fanekena vavao, izay hanompoan'i Paoly. DH: "ny asa izay manamarina ny olona satria mifototra ao amin'ny Fanahy"

nomena voninahitra indray mandeha dia tsy hanam-boninahitra intsony... noho ny voninahitra izay mampitombo izany

Ny lalan'ny Testamenta Taloha dia tsy hita ho manana voninahitra intsony raha ampitahana amin'ny fanekena vaovao, izay be voninahitra kokoa.

izay nomena voninahitra indray mandeha dia tsy hanam-boninahitra

Azo adika hoe DH: "ny lalana izay nataon'Andiramanitra ho be voninahitra fahiny"

izay nandalo fotsiny

Izany dia maneho ny "asan'ny fanamelohana," izay resahin'i Paoly toy ny hoe zavatra mety levona. DH: "izay nanjary tsy nisy nilana azy"