# ny asan'ny fanamelohana "ny asan'ny fanamelohana." Maneho ny lalan'ny Testamenta taloha izany. DH: "ny asa izay manameloka ny olona satria mifototra ao amin'ny lalana" # dia ho toy ny ahoana fitomboan'ny voninahitry ny asan'ny fahamarinana! DH: "koa ny asan'ny fahamarinana dia tsy maintsy ho be voninahitra kokoa!" # ny fitomboan'ny voninahitry ny asan'ny ny fahamarinana! Resahin'i Paoly toy ny hoe zavatra afaka mamokatra na manamaro zavatra hafa ny "asan'ny fahamarinana." Ny tiany ho lazaina dia hoe: "nyasan'ny fahamarinana" dia be voninahitra lavitra noho ny lalana, izay manana voninahitra ihany koa." # ny asa'ny ny fahamarinana "Ny asa fanompoan'ny fahamarinana". Izany dia maneho ny fanekena vavao, izay hanompoan'i Paoly. DH: "ny asa izay manamarina ny olona satria mifototra ao amin'ny Fanahy" # nomena voninahitra indray mandeha dia tsy hanam-boninahitra intsony... noho ny voninahitra izay mampitombo izany Ny lalan'ny Testamenta Taloha dia tsy hita ho manana voninahitra intsony raha ampitahana amin'ny fanekena vaovao, izay be voninahitra kokoa. # izay nomena voninahitra indray mandeha dia tsy hanam-boninahitra Azo adika hoe DH: "ny lalana izay nataon'Andiramanitra ho be voninahitra fahiny" # izay nandalo fotsiny Izany dia maneho ny "asan'ny fanamelohana," izay resahin'i Paoly toy ny hoe zavatra mety levona. DH: "izay nanjary tsy nisy nilana azy"