plt_tn/2co/02/14.md

24 lines
1.3 KiB
Markdown

# 'Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy mitarika anay mandrakariva ao amin'ny fandresena
Resahin'i Paoly toy ny hoe jeneraly mpandresy izay mitarika ny matsom-pandresena Andriamanitra, ary ny tenany sy ireo mpiara-miasa aminy dia mandray anjara amin'izany matso izany. Ireo mety ho dikany dia 1)"Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy mandrakariva dia mahatonga antsika hanan-jara amin'ny fandreseny mandrakariva" na 2) "'Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy dia mitarika antsika mandrakariva amin'ny fandresena tahaka ireo izay nahazahoany fandresena"
# Amin'ny alalanay haeliny na aiza na aiza ny hanitra mamin'ny fahalalana azy.
Resain'i Paoly toy ny hoe ditin-kazo izay manana fofona mahafinaritra ny fahalalan'i Kristy. DH: "Izy no mahatonga ny fahalalan'i Kristy hiely amin'ny olona rehetra izay mandre anay, tahaka ny fameroveron'ny ditin-kazo manitra mirehitra izay miparitaka amin'ny olona rehetra manakaiky an'izany"
# na aiza na aiza
"na aiza na aiza alehanay"
# isika dia hanitra mamin'i Kristy an'Andriamanitra,
Resahin'i Paoly toy ny hoe fanatitra dorana izany izay omen'ny olona an'Andriamanitra ny asa fanompoany.
# hanitra mamin'i Kristy
Ireo mety ho dikany 1) "ilay hanitra mamy izay fahalalan'i Kristy" na 2) "ilay hanitra mamy izay atolotr'i Kristy"
# 'ireo izay novonjena
Azo adika hoe DH: "Ireo izay voavonjin'Andriamanitra"