plt_tn/2co/01/08.md

1.1 KiB

tsy tianay ianareo tsy ahafantatra

Azo adika hoe DH: "tianay ianareo ahafantatra"

Izahay dia novesarina tanteraka mihoatra an'izay tokony ho zakanay

I Paoly sy Timothy dia manambara ny fihetseham-po feno fahakivian'izy ireo toy lanja mavesatra izay tsy maintsy zakain'izy ireo.

Izahay dia novesarina tanteraka

Ny teny hoe: "novesarina" dia manambara ny fahatsapana fahakiviana. Azo adika hoe DH: "ireo olana izay niainanay dia nanorotoro anay tanteraka" na "Tao anatin'ny fahakiviana tanteraka izahay.''

Teo aminay tokoa ny fanamelohana ho faty

I Paoly sy Timoty dia mampitaha ny fahakivian'izy ireo amin'ny olona voaheloka ho faty. DH: "tao anatin'ny fahakiviana tahaka ny olona izay voaheloka ho faty izahay"

fa kosa amin'Andriamanitra

Ny teny hoe: " hametraka ny tokinay" dia tsy nampidirina tato amin'ity fehezanteny ity. DH: "fa kosa, mametraka ny tokinay amin'Andriamanitra izahay"

izay mampitsangana ny maty

"izay nanangana ireo maty"

tamin'ny loza mahafaty

Ampitahain'i Paoly amin'ny loza mahatsiaravina na loza mahafaty ny fahakiviana vokatry ny olana nianjady tamin'izy ireo. DH: "fahadisoam-panantenana"