plt_tn/2ch/35/20.md

414 B

nametrahana ny tempoly tamin'ny laoniny

D.H: "naverina amin'ny laoniny ny fanompoana iombonana amin'ny tempoly."

Inona no tokony hataoko anao, ry mpanjakan'i Joda?

D.H: "Tsy misy antoky tokony hanafiahanao ahy, ry mpanjakan'ny Joda."

Tsy tonga hanohitra anao aho

D.H: "tsy hiady ny fanjakanao aho."

fa hanohitra ny trano izay hiadiako

D.H: "hanohitra an'ny Babilona, hanohitra izay niatsiako ady.''