# nametrahana ny tempoly tamin'ny laoniny D.H: "naverina amin'ny laoniny ny fanompoana iombonana amin'ny tempoly." # Inona no tokony hataoko anao, ry mpanjakan'i Joda? D.H: "Tsy misy antoky tokony hanafiahanao ahy, ry mpanjakan'ny Joda." # Tsy tonga hanohitra anao aho D.H: "tsy hiady ny fanjakanao aho." # fa hanohitra ny trano izay hiadiako D.H: "hanohitra an'ny Babilona, hanohitra izay niatsiako ady.''