plt_tn/2ch/33/12.md

331 B

Nivavaka taminy izy; ary Andriamanitra no nitalahoany

Ny andian-teny faharoa dia manamafy ny andian-teny voalohany ary manasongadina ny fahazotoan'i Manase mivavaka. D.H: "Nivavaka tamin'Andriamanitra izy ary nangataka tamin'Andriamananitra."

tany amin'ny fanjakany

Ity dia midika hoe "hitondra eo amin'ny firenena indray."