# Nivavaka taminy izy; ary Andriamanitra no nitalahoany Ny andian-teny faharoa dia manamafy ny andian-teny voalohany ary manasongadina ny fahazotoan'i Manase mivavaka. D.H: "Nivavaka tamin'Andriamanitra izy ary nangataka tamin'Andriamananitra." # tany amin'ny fanjakany Ity dia midika hoe "hitondra eo amin'ny firenena indray."