plt_tn/2ch/23/08.md

269 B

Joda rehetra dia nanompo tamin'ny fomba rehetra izay nandidian'i Joiada mpisorona

D.H: "ny ankamaroan'ny olona rehetra dia nankatò ireo didin'ny mpisorona be"

izay handao ny fanompoana amin'ny Sabata,

D.H: "izay nahavita ny asan'izy ireo tamin'ny andro sabata"