# Joda rehetra dia nanompo tamin'ny fomba rehetra izay nandidian'i Joiada mpisorona D.H: "ny ankamaroan'ny olona rehetra dia nankatò ireo didin'ny mpisorona be" # izay handao ny fanompoana amin'ny Sabata, D.H: "izay nahavita ny asan'izy ireo tamin'ny andro sabata"