plt_tn/2ch/20/22.md

359 B

tendrombohitra Seira

Ity dia toerana izay itoeran'ireo Edomita.

nametraka lehilahy hamely tampoka

D.H: "nanomana fanafihana tsy ampoizina"

mba hamono tanteraka sy handringana azy ireo

Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Ny fahareo dia manamafy ny voalohany. D.H: "Hanatanteraka ny fandringanana azy ireo" (UDB).