plt_tn/2ch/20/22.md

12 lines
359 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tendrombohitra Seira
Ity dia toerana izay itoeran'ireo Edomita.
# nametraka lehilahy hamely tampoka
D.H: "nanomana fanafihana tsy ampoizina"
# mba hamono tanteraka sy handringana azy ireo
Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Ny fahareo dia manamafy ny voalohany. D.H: "Hanatanteraka ny fandringanana azy ireo" (UDB).