plt_tn/2ch/16/04.md

16 lines
420 B
Markdown

# nandefa ireo mpifehy ny tafiny hanohitra ireo tanàna
"nandefa ireo tafiny hanafika ireo tanàna"
# Iona, Dana, Abela-maima ... tanàna fitehirizan'i Naftaly
Ireo dia tanàna any Israely.
# nampitsahatra ny asany
"nibaiko ireo tokony izy hampitsahatra ny fahamafisan'i Rama sy ny fanaovana ireo asa hafa tany."
# ireo hazo
ireo hazo dia singa lehibe ao amin'ny hazo nampiasaina hananganana ireo trano na manda.