plt_tn/2ch/16/04.md

420 B

nandefa ireo mpifehy ny tafiny hanohitra ireo tanàna

"nandefa ireo tafiny hanafika ireo tanàna"

Iona, Dana, Abela-maima ... tanàna fitehirizan'i Naftaly

Ireo dia tanàna any Israely.

nampitsahatra ny asany

"nibaiko ireo tokony izy hampitsahatra ny fahamafisan'i Rama sy ny fanaovana ireo asa hafa tany."

ireo hazo

ireo hazo dia singa lehibe ao amin'ny hazo nampiasaina hananganana ireo trano na manda.