plt_tn/2ch/12/11.md

344 B

Nitranga izany isaky ny

manamarika fotoana miavaka ny heviny ao amin'ny tantara izany.maro ny karazam-potoana manamarika ny hevin'izany andian-teny izany.

niala taminy ny hatezeran'i Yaveh, mba tsy handringanana azy tanteraka

D.H: "Tsy tezitra aminy intsony i Yaveh, na, tsy nandrava azy tanteraka"

ankoatran'izany

"fanampin'izany"