# Nitranga izany isaky ny manamarika fotoana miavaka ny heviny ao amin'ny tantara izany.maro ny karazam-potoana manamarika ny hevin'izany andian-teny izany. # niala taminy ny hatezeran'i Yaveh, mba tsy handringanana azy tanteraka D.H: "Tsy tezitra aminy intsony i Yaveh, na, tsy nandrava azy tanteraka" # ankoatran'izany "fanampin'izany"