plt_tn/2ch/12/07.md

448 B

nanetry tena izy ireo

D.H: "Ireo mpanjaka sy ireo mpitarika hafa an'Israely dia nanetry tena," -Ny mpanjaka sy ireo mpitarika hafa dia manamarika ireo vahoakan'Israely rehetra.

tonga ny tenin'i Yaveh

"Milaza ny teniny Yaveh."

amonjy azy ireo amin'ny fandringanana

D.H: "hanavotra azy ireo amin'ny fahapotehina tanteraka aho"

tsy hilatsaka eo amin'i Jerosalema ny hatezerako

D.H: "Tsy hampiseho ny hatezrerako amin'ny Jerosalema aho"