# nanetry tena izy ireo D.H: "Ireo mpanjaka sy ireo mpitarika hafa an'Israely dia nanetry tena," -Ny mpanjaka sy ireo mpitarika hafa dia manamarika ireo vahoakan'Israely rehetra. # tonga ny tenin'i Yaveh "Milaza ny teniny Yaveh." # amonjy azy ireo amin'ny fandringanana D.H: "hanavotra azy ireo amin'ny fahapotehina tanteraka aho" # tsy hilatsaka eo amin'i Jerosalema ny hatezerako D.H: "Tsy hampiseho ny hatezrerako amin'ny Jerosalema aho"