plt_tn/2ch/09/17.md

254 B

ivoara

Ity dia anarana hafa amin'ny nifim-biby maranitra na tandroka biby, tahaka ny elefanta na rinoserosy.

boribory ny tao aorian'ny tampon'ny seza fiandrianana.

D.H: "boribory aoriana ny tampon'ny seza fiandrianana izay hipetrahan'ny mpanjaka"