# ivoara Ity dia anarana hafa amin'ny nifim-biby maranitra na tandroka biby, tahaka ny elefanta na rinoserosy. # boribory ny tao aorian'ny tampon'ny seza fiandrianana. D.H: "boribory aoriana ny tampon'ny seza fiandrianana izay hipetrahan'ny mpanjaka"